Entry | plastika | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. plastique] Zavatra amboarina amin' ny fomba simika, izay manify sy tantera-pahazavana nefa mafy, anaovana harona na fitoeran-javatra na karazandamba koa aza [1.1] | |
Origin | French: plastique. | |
Updated on 2020/07/31 |