|
|
|
|

Entry1  pipa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra lavalava misy fatana sy fantsona kely natao hifohana ravim-paraky efa voatetitetika madinika, izay ampirehetina ao anatin' ilay fatana kely dia trohina amin' ilay fantsona kely kosa indray [1.1]
Explanations in English  4  a tobacco pipe [1.7]
Explanations in French  5  pipe à fumer [1.8]
Compound words 

Updated on 2020/07/31