Entry | pin~ | |
Part of speech | affix | |
Explanations in Malagasy | Fitambaran' ny P sy ny tsofoka na sisika IN hanaovana matoantenin' ny iharana amin' ny fototeny sasantsasany manomboka amin' ny P: pinaoka = p + in + aoka: voapaoka [1.1] | |
Entry | pin | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Paingotra Hombo hazo na vy Firavaka apetaka amin' ny fitafiana [1.17] | |
Entry | pin | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | Mametraka amin' ny paingotra na hombo; mitana mafy [1.17] | |
Entry | pin | |
Part of speech | masculine noun | |
Explanations in Malagasy | Hazo misy dity [1.4] | |
Anaran-kazo maitso lava sady midy dity [1.9] | ||
Explanations in French | Hazo kesika [1.66] | |
Vocabulary | Botany | |
Updated on 2022/09/14 |