Entry (1/2) | 1 petsapetsa |
Root | 2 petsa |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. [1.1] |
Explanations in English |
5 sloppy. [1.2] 6 wet, soaked [1.7] |
Explanations in French |
7 mouillé, trempé [1.8] |
Examples |
8 Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 petsapetsa |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 Honahona nototofana natao tanimbary [Betsileo]
[1.1] |
Updated on 2023/07/03 |