|
|
|
|

Entry1  perovianina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Peroa (Amerika atsimo): Ny Perovianina no voalohany amin' ny fanjonoana eran' izao tontolo izao
Momba an' i Peroa, an' i Peroa na avy any Peroa: Fomba perovianina
Explanations in English  4  [3.1] Peruvian
Explanations in French  5  [3.1] péruvien, péruvienne
Vocabulary  6  Geography: countries, people
Analogs  7  peroa

Updated on 2024/12/12