Entry | 1 peratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin' ny rantsantanana mba hatao firavaka na ho mari-pomba misy heviny sy dikany: Peratry ny fifamofoana ~ peratry ny mariazy. [1.1] |
Explanations in English |
4 a finger ring. [Comp. Swa. Pete, a ring.] [1.2] 5 a ring worn on the finger [1.7] |
Explanations in French |
6 bague [1.8] |
Examples |
7 Jenjin' ny fahitana rantsany nisy peratra ny masoko, ka tsy nety hijery zavatra hafa intsony. [2.471] 8 I Feno nahazo satroka lamba, na I Manana nividianana peratra varahina, na I Neny navelan' I Dada havidy lamba fitafy iray, nefa ny taloha mbola tsy rovitra. [2.472] |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |