Entry | perana (petra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-tevana [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | perana (petra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany [1.1] | ||||||||
Synonyms | peperana | ||||||||
Anagrams | pañare, pañera, perana |
Updated on 2020/07/31 |