Entry | 1 paradisa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1] |
Explanations in English |
4 paradise [1.7] |
Explanations in French |
5 paradis [1.8] |
Examples |
6 Ho tokantrano toy ny paradisa an-tany; [2.346#44] 7 anefa dia lasa nankany am-paradisa izy. [2.649#] |
Other spellings | 8 paradizy |
Titles |
|
Article |
10 Randzavola: paradisa ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |