|
|
|
|

Entry1  paosy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  4  Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ... fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo) [1.1]
Explanations in English  5  A pocket [1.7]
Explanations in French  6  Poche [1.3, 1.8]
Compound words 

Anagrams  8  aposy, paosy

Updated on 2020/07/31