Entry | palmie | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. palmier] Anarana itambarana ilazana ireo karazan-kazo manana toetra manokana: ny tahony, tsoatokana; ny isan-draviny, fitambarana ravina madinika maromaro, toy ny rafia, voaniho [1.1] | |
Vocabulary | Botany: (in general) | |
Origin | French: palmier. | |
Updated on 2020/07/31 |