|
|
|
|

Entry1  ovoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry
4  Faniniana mafy dia mafy, levilevy [1.1]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :

Anagrams  9  avoko, ovoka

Updated on 2020/07/31