Entry | 1 otazana |
Root | 2 oty |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tapahina hiala amin' ny taho: Otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1] |
Explanations in English |
5 to be picked, (of fruit or flowers) [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on cueille; qu'on sèvre [1.8] |
Examples |
7 Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao [2.996] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Other spellings | 13 otoazana, toazana |
Anagrams | 14 atazona, otazana, toazana |
Updated on 2023/01/20 |