|
|
|
|

Entry1  osy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: mammals
Explanations in Malagasy  4  Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1]
Explanations in English  5  a goat (Capra hircus) [1.2]6  a goat [1.7]
Explanations in French  7  bouc [1.54]8  chèvre [1.3, 1.8]
Examples  9  Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha. [2.606#]
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  16  Proverbs containing the word osy
Article  17  Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  18  osy, soy

Updated on 2023/09/15