|
|
|
|

Entry1  ondrindrano
Root  2  ondry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody [1.1]
Explanations in English  5  a water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly. [1.2]
Examples  6  tsy patsa tsy ondrindrano
ngosoany manetsihetsy
[2.131]
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Proverbs  8  Proverbs containing the word ondrindrano

Updated on 2020/07/31