|
|
|
|

Entry1  omanina
Root  2  omana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny [1.1]
Explanations in English  5  to be decorated, to be made ready. [1.2]
6  to be prepared [1.7]
Explanations in French  7  qu'on prépare [1.3, 1.8]
8  qu'on orne [1.3]
Examples  9  Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso. [2.643#84]
10  Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15  inomana, manoina, miañona, miñaoña, mionana, monaina, omanina

Updated on 2023/01/20