Entry (1/2) | 1 olitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Kankana kely fahita amin' ny hena, nofo efa simba na lo: Feno olitra io hena io fa ario [1.1] |
Explanations in English |
4 a grub, a small worm. [Malay Ulat.] Comp. kankana. [1.2] 5 a worm [1.7] |
Explanations in French |
6 ver [1.8] |
Vocabulary |
7 Zoology: invertebrates |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word olitra |
Article |
11 Randzavola: kankana sy olitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 12 olitra |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Areti-nify mandoaka maharary aoka izany, izay noheverin' ny ntaolo fa avy amin' ny fisiana kankana bitika kely mandoaka ny nify: Mararin' ny olitra izy ka tsy nianatra. [1.1] |
Explanations in English |
15 toothache, which is supposed to be occasioned by a small worm in the tooth [1.2] 16 toothache [1.7] |
Explanations in French |
17 mal aux dent (litéralement ver) [1.54] 18 mal aux dents [1.8] |
Vocabulary |
19 Health |
Compound words |
|
Anagrams | 22 liôtra, olitra |
Updated on 2023/10/08 |