|
|
|
|

Entry1  oksizena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany
4  (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [1.1]
5  Singa simika [1.13]
Explanations in French  6  Oxygène [1.13]
Other spellings  7  oksizenina
Compound words 
Tables and plates  10  Periodic Table

Updated on 2024/08/31