Entry | 1 ny hendry ihany no anarina |
Elementary words | 2 hendry, ihany, anarina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry) [1.1] |
Updated on 2023/03/28 |