|
|
|
|

Entry1  nosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao [1.1]
Explanations in English  4  an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.] [1.2]
5  an island [1.7]
Explanations in French  6  île [1.3#455, 1.8]
Examples  7  sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944#]
8  nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5#139]
9  Izy irery no hany tompon' ny nosy manontolo. [2.508#554]
Vocabulary  10  Geography: (in general)
Toponyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word nosy
Illustrations 
16 
17 
18 

Anagrams  19  nosy, sony

Updated on 2021/02/26