Entry | njainjay | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Manana toetra hafahafa tsy mitovy amin' ny olon-drehetra:
Rakoto moa hitanao ihany; njainjay izay izy ka sarotra ifampiraharahana [1.1] | |
Anagrams | ijinjana, jinjaina, njainjay |
Updated on 2020/07/31 |