|
|
|
|

Entry1  nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka
Elementary words  2  mitoto, mahafotsy, mahandro, mahamasaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny olona nahavita sy nahatanteraka zavatra iray an-tsakany sy an-davany; ny nahavita raharaha na adidy ka nahatanteraka izany hatramin' ny farany [1.1]

Updated on 2023/09/28