Entry | 1 ngonongonona |
Root | 2 ngonona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. [1.1] |
Explanations in English |
5 a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 ngonona |
Anagrams | 11 ngonongonona, nongonongona |
Updated on 2023/02/25 |