Entry | 1 ngoly |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro. [1.1] |
Explanations in English |
4 benumbed, torpid from cold or a blow. Comp. voly [1.2] 5 numb from cold or from a blow or from sitting still [1.7] |
Explanations in French |
6 engourdi [1.3#453] 7 transi de froid; engourdi par un coup ou par l'immobilité [1.8] |
Examples |
8 Na dia te hanadino ny fangirifiriam-batana aza izy ireny, dia tahaka ny ngoly mbamin' ny molony ka ilazan-dresaka tsy nahy. [2.470#] 9 Tena lolo ny an' ise fa ngoly ny tenako manontolo sady jereo mikainkona avokoa ny tongotra aman-tanako, hoy indray Itsimandrava. [2.643#] |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 longy, ngoly |
Updated on 2022/04/11 |