|
|
|
|

Entry1  ngita
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika [1.1]
Explanations in English  4  woolly hair; well twisted cord. Comp. tso-bolo (tsotra). [1.2]
5  kinky (of hair); well-twisted (of rope) [1.7]
Explanations in French  6  crépu (se dit des cheveux); bien tordue (se dit d'une corde) [1.8]
Examples  7  Lahy fotsy ngita volo Rakoto. [1.437#]
8  Eto no misy volo ngita mifandray tendro sy akondro mifanakon-dravina aminy. [2.588#]
9  Amin' ny ankapobeny dia misy karazany roa ny volon' ny vehivavy: ngita sy malama. [1.519#]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word ngita

Updated on 2023/07/24