Entry | ngaha | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | Entina manontany miharo fisalasalana kely: Ngaha hadinonao ny hafatro taminao? Angaha [1.1] | |
Explanations in English | Same as angaha [1.2] | |
Explanations in French | Comme angaha [1.3] | |
Examples | Ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika.
[2.324] | |
Synonyms | angaha | |
Anagrams | hanga, ngaha |
Updated on 2020/07/31 |