Entry | 1 Narivony Jean |
Elementary words | 2 Narivony, Jean |
Part of speech | 3 name (anthroponym) |
Explanations in Malagasy |
4 anarana indrana ihany fa ny tena anarany dia i Jean Rajaonarivony, teraka tamin'ny 17 septambra 1898. Anisan' ny poety efa zokiny manan-talenta tokoa i Jean Narivony, ary tsy misy tsy mahalala na tsy mahay andininy iray na roa amin' ny diam-peniny raha mbola mpianatra nianatra kely malagasy koa, fa ny toetra mampia-vaka tokoa ny poeziany manko dia ny fahaizany - na ny fahakingany angaha no marimarina kokoa - misintona aingam-panahy avy amin'izay zavatra jereny na reny, na zavatra bitika toy inona aza [2.314] |
Explanations in French |
5 Narivony Jean (1898-1988) (J. Venus) 6 Poète formé au Collège Protestant Paul Minault comme Rahaingoson et Samuel Ratany. Il bénéficie en ce lieu de profonde stimulation intellectuelle et artistique. Il devient enseignant. En 1920, il collabore avec Ny Avana Ramanantoanina et Bolespara aux journaux Akon' Iarivo et Franco sous le pseudonyme de J. Venus, puis à Ny Mpandinika. Il publie des poèmes et de la prose. En 1926, il publie le livre Amboara voafantina en collaboration avec Rodlish. En 1929, il collabore à la revue poétique Kalokalo Tatsinanana, puis avec Rajaonah, à l'encyclopédie Firaketana. Il écrit deux pièces de théâtre: Andry boboka, et Navoakan' ny fasana. Il publie des poèmes dans de nombreuses revues: Ny Fandrosoam-baovao, Ny Mpandinika, Ranovelona... [1.59] |
Vocabulary |
7 History: individuals 8 Literature: authors |
Literary works |
9 Ampamoizamaso 10 Andry boboka 11 Naloan' ny fasana 12 1926 Amboara voafantina |
Tables and plates |
13 Full list |
Updated on 2023/11/20 |