|
|
|
|

Entry (1/2)1  nangy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Biology
Explanations in Malagasy  4  Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy [1.1]
5  Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [1.1]
Morphology 
6  Simple :
Other spellings  7  mangy
Compound words 

Entry (2/2)9  nangy
Part of speech  10  noun
Explanations in English  11  A provincial word for lasiray [1.2]

Updated on 2020/07/31