Entry | nahita > ahitana (hita) | ||||||
Part of speech | relative verb | ||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||
Examples |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ahitana | ||||||
Anagrams | ahitana, hataina, itahana |
Entry | nahita > mahita (hita) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ. Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To see; to find [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Voir, trouver [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mahita | ||||||||
Entry | nahita > mahità (hita) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mahita | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | mahita, matahy, mitaha |