|
|
|
|

Entry1  na dia ... aza
Elementary words  2  na, dia, aza
Part of speech  3  adverb
Explanations in Malagasy  4  Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1]
Explanations in English  5  even, though, although [1.2]
6  although [1.7]
Explanations in French  7  sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) [1.4]
8  même si, quand même [1.8]
Synonyms  9  na ... aza
Compound words 
Tables and plates  11  All the adverbs

Updated on 2023/04/03