Entry | mpitsoa-ponenana (tsoaka, onina) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty [1.1] | |
Olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa [1.13] | ||
Explanations in French | Réfugié [1.13] | |
Vocabulary | Politique | |
Updated on 2020/07/31 |