|
|
|
|

Entry1  mpitsoa-ponenana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty
4  [1.13] olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa
Explanations in French  5  [1.13] réfugié
Vocabulary  6  Politique
Elementary words  7  mpitsoaka, fonenana

Updated on 2024/12/07