|
|
|
|

Entry1  mpitranga
Root  2  tranga
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  événement [1.13]
Examples  5  Tsaroako izay mpitranga matetika any Antalaha rehefa vokatra ny vanilina. [2.285]
6  Hitany koa ny mahamisy fetra ny soa sy ny ratsy mpitranga eo amin' ny fiainany [2.296]
7  hoy Ndriana niomankomana fa efa fantany izay mpitranga rahefa izany no resahin' izy roa. [2.5]
Vocabulary  8  Mathematics: statistics
Compound words 

Updated on 2023/09/08