Entry | 1 mpitondratena |
Root | 2 tondra, tena |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona mipetraka irery ka miahy ny tenany |
Examples |
5 Ny reniny mpitondratena dia malemy fanahy aoka izany. [2.499#] 6 mpitondratena ny reniny fa maty tamin'ny ady lehibe voalohany ny rain' i Maurice. [2.356#] |
Article |
7 Randzavola: mpitondratena ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |