|
|
|
|

Entry1  mpitantara
Root  2  tantara
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3#677] celui qui raconte
6  [1.5#283] conteur, traditioniste
Examples  7  [2.528#] Mpampianatra, mpanabe ary mpitantara angano izy.
8  [2.508#] Tokony tamin' ny taona 1100 izany, hoy ny mpitantara sasany.
9  [2.588#] Rehefa tonga teo andrefan-tanĂ nan'ny mpitantara ity dia miato aloha ny vahoaka ary napetraka ny faty;

Anagrams  10  mpanatitra, mpanitatra, mpitantara

Updated on 2025/01/21