Entry | 1 mpirahalahy |
Root | 2 rahalahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona samy lehilahy natera-dray sy reny iombonana |
Explanations in French |
5 [1.3#481] ceux qui sont frères |
Examples |
6 [2.996] Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy; 7 [2.508#] Maro ny ady nifanaovan'ny mpirahalahy na ny mpihavana. |
Vocabulary |
8 Relationships: family |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mpirahalahy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |