Entry | 1 mpikarama an-trano |
Elementary words | 2 mpikarama, trano |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 mpanao ny raharahan-tokantranon' olona -- toy ny mahandro, manasa lamba, manadio trano... -- izay andraisany karama isam-bolana [1.1] |
Updated on 2023/09/08 |