Entry | mpanova (ova) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fanapahana na fanohizana olika ara-aratra [1.13] | |||
Explanations in French | Commutateur [1.13] | |||
Examples | Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka
[2.366] | |||
Vocabulary | Physics | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2023/09/08 |