|
|
|
|

Entry1  mpanoritra
Root  2  soritra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia
-- ny mpanoritra tsotra (ny trano),
-- ny mpanoritra manondro (very ity vary),
-- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy),
-- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny)
5  sokajinteny [1.1]
6  sokajin-teny entina manavaka ny anarana [1.13]
Explanations in French  7  article [1.13, 1.5]
Examples  8  Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina [1.519#]
Vocabulary  9  Linguistics
Compound words 
Tables and plates  11  All the articles

Anagrams  12  mpanirotra, mpanoritra

Updated on 2024/08/16