|
|
|
|

Entry1  mpanjanantany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [2.356, 2.503, 2.472] jereo mpanjanatany
Examples  4  [2.503#] Ny vola no fiasana nahery vaika indrindra nentin' ny mpanjanantany nandravaravana ny fiaraha-miaina malagasy.
5  [2.503#] Tao ry GalliĆ©ni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy.
Vocabulary  6  Politique

Anagrams  7  mpanjanantany, mpanjanatanin

Updated on 2025/02/02