|
|
|
|

Entry1  mpanambara (ambara)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Izay milaza amin'ny fomba ôfisialy [1.13]
Explanations in French  4  Révélateur [1.3#26]
5  Déclarant [1.13]
Examples  6  aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao. [2.996#]

Updated on 2023/05/14