Entry | mpanabe (be) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ireo olona mpampianatra ny ankizy sy mpamolavola ny toetra amam-panahiny: Tokony hahay hankasitraka ireo mpanabe azy ny ankizy rahatrizay [1.1] | |
Explanations in French | éducateur, éducatrice [1.5] | |
Hyponyms | ||
Updated on 2023/09/08 |