|
|
|
|

Entry1  mpampivelona
Root  2  velona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro [1.1]
Explanations in English  5  a midwife [1.7]
Explanations in French  6  sage-femme [1.8, 1.13, 1.5]
7  (toute l'île) (de velona : vivant). Matrone ou sage-femme soignant les femmes en couche. Elle utilise toujours en bains de vapeurs diverses essences et résines destinées à créer une atmosphère chaude et, si possible exempte de germes pathogènes. [1.196]
Examples  8  Villette dia nanomana ireo ho mpampivelona ka nisy trano fiterahana naorina. [2.113#]
9  ambin' ny folo taona taty aoriana, ny telo lahy dokotera, ny vavy anankiroa mpampivelona. [2.356#]
10  fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany. [1.38]
Vocabulary  11  Health
Proverbs  12  Proverbs containing the word mpampivelona

Updated on 2023/01/20