|
|
|
|

Entry1  mpampiely
Root  2  ely
Part of speech  3  noun
Examples  4  Masina ny tenanareo mpampiely vaovao. [2.245#]
5  Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472]
6  Ny fananganana ny lisitra Ho sandan' ny famotsoran-keloka dia tsy maintsy tafiditra ao anaty lisitra fanta-bahoaka ny anarana, lisitra ampahafantarina ny mpampiely vaovao, ary ahitana ny karazan-keloka novotsorina. [4.27]
Compound words 

Updated on 2023/09/08