|
|
|
|

Entry1  mpamonjy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo
Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany
Root  4  vonjy

Updated on 2024/12/11