Nanontaniany aloha ny mombamomba ahy rehetra : anarana, taona, ray aman-dreny, fonenana, asa.[2.4]
2
Ny tsy fahafehezan’ny mpiasa ny andraikiny sy ny mombamomba ny didy aman-dalàna mifehy an’izany dia mitarika fandraisana fanapahan-kevitra azo anaranam-po na tsy amin’antony.[4.27]