|
|
|
|

Entry1  mivoraka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara
Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano
Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany
Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity
4  [1.78] [Bezanozano] [mivôraka] matavy
Root  5  voraka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9  mavoraky, mivoraka

Updated on 2025/01/21