|
|
|
|

Entry1  mivonkin-kozatra
Elementary words  2  mivonkina, hozatra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo [1.1#446]
5  fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany [1.1#748]
Vocabulary  6  Health

Updated on 2023/10/30