|
|
|
|

Entry1  mivoendre
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mirenireny, mivezivezy: Mivoendre diakoa voanjo ambavan-drenolo i fa tsa mba hitane izae hataone (Mivezivezy toa voanjo ambavan'antitra izy fa tsy hitany izay hataony)

Updated on 2024/12/07