|
|
|
|

Entry1  mivoatra (voatra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao 4  Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao 5  Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io [1.1]
Explanations in English  6  to be well arranged [1.7]
Explanations in French  7  être bien arrangé; s'améliorer; évoluer [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  miavotra, mivarota, mivoatra, voamitra

Updated on 2023/01/20