|
|
|
|

Entry1  mivatsy
Root  2  vatsy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
5  Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana [1.1]
Explanations in English  6  to take along provisions for a journey [1.7]
Explanations in French  7  prendre des provisions pour un voyage [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mivatsy

Updated on 2023/01/20